dimanche 18 décembre 2011







Araka ny fantantsika dia misy ny fitsipika mifehy ny Aïkidoka eo amin'ny fanaovana fananzaran-tena, ity ary misy "document" izay fitsipikin'ny Aïkikai efa hatrizay


vendredi 9 décembre 2011


Tranonkala fifandraisana amin'ny mpikambana sy ireo mpikatroka Aïkido eto  Madagasikara.
Ny fikambanana A.M.M na Aïkido Malagasy Miray dia natsangana mba ahafan'ny mpikatroka ny haiady Aïkido mihaona sy mandalina bebe kokoa io fitsipika io amin'ny alalan'ny "stages" sy ireo toro-hevitra samihafa izay mbola hatolotra tsikelikely etoana na any amin'ny "dojo"